- Talata 30 Aogositra 2022
Politique.Andry Rajoelina “Sokafana avy hatrany ny fanadihadiana…”
Mandray andraikitra ny fanjakana foibe ary manome tanana ny olomboafidy raha ny mikasika ny raharaha Ikongo, hoy ny tatitry ny tomponandraikitry ny seraseran’ny filoham-pirenena teo aloha, Rinah Rakotomanga.
Hamaky ny tohiny
