• Zoma 26 Aogositra 2022
Politique.Sesilany ny dian’ny Filoha any ivelany Serasera amin’ny taonina, vokatra iray kapoaka

Taorian’ny tany Autriche sy France, ny herinandron’ny 10 aogositra izay nanaovana serasera mipoapoaka momba ny fahazoana amboara ny maha tompondaka momba ny fampiroboroboana ny indostria, hihazo an’i Toniziza handray

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2022
Politique.TICAD andiany faha-8 any Tunis Afaka tena hisintona tombotsoa ve ny Mpitondra ?

Handray anjara amin’ny TICAD (Conférence internationale de Tokyo sur le développement en Afrique) andiany faha-8 hatao ny 27-28 aogositra izany hoe : manomboka rahampitso any Tunis ny Fanjakana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Aogositra 2022
Politique.Fanjakana Rajoelina Izay hitsabahany mikorontana avokoa…

Asa na fifandrifian-javatra n any mpitondra mihitsy no minia mampiady angely, fa izay itsabahany sy hidirany toa mikorontana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Politique.Filoha misora-tena ho tompondaka Tena tsy alehany ianao, hoy ny vahoaka

Nandritra ny fandraisany ireo mpilalaon’ny Ankoay teny Iavoloha omaly no nanehoan’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina ny tsy fahafahany niatrika ny lalao satria izy ihany koa mba voahosotra ho tompondaka tany ampitan-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Politique.Andry Rajoelina Mitohy ny famarotana nofinofy

Ny 5-7 oktobra 2022 izao no hanatanterahana ny fanolorana ofisialy ny PEM (Plan Emergence Madagascar) rah a ny fampahafantarana ataon’ny Fitondram-panjakana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Aogositra 2022
Politique.Andry Rajoelina Ho any New York - Etazonia

Nisy ireo fampitana am-bava izay nankatoavina teo anivon’ny filankevitry ny minisitra notanterahina omaly 24 aogositra 2022.

Hamaky ny tohiny
FTT