- Alakamisy 01 Septambra 2022
Politique.Dany Rakotoson “Tsy mba mampisy fanantenana ny zava-mitranga”
Mampalahelo foana hatramin’izay ny zava-miseho eto amin’ny firenena, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.
Hamaky ny tohinyMampalahelo foana hatramin’izay ny zava-miseho eto amin’ny firenena, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.
Hamaky ny tohinyMbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha any Ikongo. Efa milamindamin-dratsy rehefa tonga ny mpampandry tany, ny mpitondra Fanjakana izay naneho fa hanao fampihavanana,
Hamaky ny tohinyMiezaka mampandeha sy manatanteraka ireo fampanantenana natao tamin’ny vahoakan’Ankaraobato ny tena ankehitriny, raha ny mikasika ny fitantanana ity kaominina ity no resahana,
Hamaky ny tohinyVoninahitra sy laza ary fandokafana no nokatsahana, fahafaham-baraka sy kiana no notovozina tamin’ny fikasan’ny
Hamaky ny tohinyNitarika delegasiona avy amin’ny fitondram-panjakana nitsidika any Ikongo ny Praiminisitra Ntsay Christian, rehefa tsy nandrenesam-peo nandritra ny 24 ora teo,
Hamaky ny tohiny“Tezitra sy malahelo ny tenako manoloana ny vono olona nitranga tany Ikongo, ary tsy afaka ny hangina satria Malagasy mitovy amiko no niharan’izany.
Hamaky ny tohiny