• Alarobia 31 Aogositra 2022
Politique.Basy aman-tafondro Misy fetrany, tsy maharesy herim-bahoaka…

Rava ny Fanjakana tao Ikongo omaly, nisafidy ny hitsoaka ireo manam-pahefana isan-tsokajiny: zandary, polisy, mpiandry fonja,…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Politique.Gérard Ramamimampionona “Sanatria hifampifahavalo ve isika Malagasy ?”

Miondrika manoloana ireo havantsika namoy aina any Ikongo ary mirary fiononana ho an’ny fianakaviany no mirary fahasitranana tanteraka ihany koa ho an’ireo maratra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Aogositra 2022
Politique.Haingosoa Hortençia Antoinesie “Entina ho aiza ity firenentsika ity?”

Miondrika am-panajana manoloana ny vata-mangatsiakan'ireo izay namoy ny ainy nandritry ny fitifirana variraraka niseho tao Ikongo ny 29 aogositra teo ka namoizana ain'olona miisa 23 ary maratra mafy 40 mahery ny tenako,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2022
Politique.Diplaomasia sy politika Manjavozavo ny dia tany Frantsa

Noraisin’ny Filoha Frantsay tany amin’ny Lapan’i Elysée ny Filoha Malagasy Andry Rajoelina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2022
Politique.Ben’ny tanàna tsy IRK ao Vakinankaratra Hamarana taom-piasana vao nosalorana samboady

Izao efa hamarana taom-piasana izao vao nosalorana samboady ny ben'ny tanàna sasany ao amin’ny faritr’I Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Aogositra 2022
Politique.Fitsinjaram-pahefana Ny rafitra ampiasaina mihitsy no manakorontana ny fokontany

Miteraka disadisa sy adihevitra ny momba ny sefo fokontany tato ho ato izay.Misy mantsy ireo nosoloina, ka nahatonga ny fokonolona sasany nitokona sy nanohitra ny fanapahan-kevim-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT