• Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Politique.Fanavaozana ny lisi-pifidianana Mitombo ny ahiahy politika

Misy sahady ny miahiahy amin’ny resaka fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana manerana ny Nosy, izay nanomboka ny 01 oktobra 2022 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Politique.Mahery Lanto Manandafy Tsy haka mpisolovava, tsy hangataka LP…

Nampita hafatra ho an’ireo mpanohana azy rehetra i Mahery Lanto Manandafy taorian’ny nanadobohana vonjimaika azy am-ponja, hoy ny namany, Jah Rakotondratsimba.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Politique.Hary Razafindrazaka “Mifohaza ry malagasy”

Ho entina aiza ity firenena ity, hoy ny fanontanian’ny filoha lefitry ny antoko politika, Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka? Ity “cybercriminalité” na heloka ana habaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Septambra 2022
Politique.Rina Randriamasinoro “Tena tsy azo antoka ny CENI sy ny rindrambaikony”

Miahiahy fatratra amin’ilay Rindrambaiko na “Logiciel” hampiasaina hikirakirana fifidianana ny Antoko TIM. Mba manontania “cabinet d'audit international”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
Politique.Miralenta ho an’ny fanaovana politika 75% amin’ny Malagasy no mankasitraka…

Nitondra ny tatitry ny fanadihadiany mikasika ny fitantanana, ny demokrasia, ary ny fiainana ara-tsosialy eto Madagasikara, niainga tamin’ny lohahevitra roa lehibe dia ny “Miralenta” sy ny “Fiarovana ny zon’ny ankizy”.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
Politique.Pimaso amin’ny mpamatsy vola Hiara-hiasa ny Minisiteran’ny vola sy ny Bianco

Notanterahina androany 27 septambra 2022 teny amin’ny Trano Fivorian'ny Plan Anosy ny famoahana amin’ny fomba ofisialy ny Politika Anatiny Iadiana amin'ny Kolikoly ho an'ny Ministeran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola (MEF).

Hamaky ny tohiny
FTT