• Alarobia 05 Oktobra 2022
Politique.Antoko politika madio “Fifidianana ihany”

Araka ny voalazan’ny andininy faha 10 ao amin’ny didim-panjakana laharana 2022-667 mifandraika amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Politique.Fa inona no nanonganana an-dRavalo ? Toa vao miha henjana ny fanagadrana sy ny ampihimamba

Ny afera maloto mirongatra, ny trafika mirarakompana, fa ny mpanao facebook no midoboka am-ponja. Taorian’ny tatitry ny fitsarana momba ny kaonty mikasika ny fitantanana nisy tsy mangarahara ny vola 1818 miliara Ar azo tamin’ny coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Politique.Fitsarana avo 4 taona, tsy hita hoe ahoana !

4 taona, tsy hita hoe ahoana! Izay no azo hamintinana ny antom-pisian’ny fitsarana avo na ilay antsoina amin’ny teny frantsay hoe “Haute cour de justice” teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Politique.Politikan-dRajoelina Mivoaka miditra toy ny lelon-jaza

Mitohy ny politika sy firesaka mivoaka miditra toy ny lelon-jaza ataon’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina. Zary lasa ataon’ny olona fihomezana indraindray.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2022
Politique.Tontolo politika tsy milamina Ambony be ny risika hisiana krizy vita fifidianana

Isan’ny tsy misy mahavaha ny krizim-pifampitokisana na “crise de confiance” amin’ireo mpikarakara fifidianana ankoatran’ny fikaonan-dohampirenena, hoy ny antoko politika Otrikafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Politique.Marc Ravalomanana « Aoka ny CENI hangarahara sy tsy hitanila »

Namory ireo mpitarika sy solontenan’ny mpikatroka TIM ny Birao politikan’ny TIM notarihin’ny Filohany Atoa Marc Ravalomanana ny sabotsy teo, nitondrana tatitra taorian’ny fiatrehan’ireo solontenan’ny Antoko ny fanoloran’ny

Hamaky ny tohiny
FTT