• Alakamisy 22 Septambra 2022
Politique.Dr Jean Louis Rakotoamboa “Mitombo andro aman’alina ny tsy maty manota eto”

Ny raharaha Bongolava, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Dr Jean Louis Rakotoamboa, dia toy ny raharaha mitranga amin’ireo faritra rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Septambra 2022
Politique.Antoko Hiaraka isika “Tsisy krizy eto, tsisy ilàna fikaonandoham-pirenena”

Toy ireo mpiara-dia amin’ny Fitondrana sy ny mpitondra Fanjakana izay nilaza fa tsy misy krizy eto, tsy misy ilàna fikaonan-doham-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Septambra 2022
Politique.Raharaham-pirenena “Maha very fanahy mbola velona”

Very fananana ny vahoaka, hoy ny manam-pahaizana momba ny lalàna sy politika, Amiral Van Alexandre. Azo mosary ny firenena, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Politique.Na Ravalo, na Rajoelina, na olon-kafa “Na iza ho lany, ny omaly ihany no hiverina raha…

Miharatsy ny sary politika miseho eto amin’ny tany sy ny Fanjakana, efa akaiky ihany koa ny fifidianana, ka mila alamina izany satria mahatonga savorovoro eto amin’ny firenena. Mety misy manana tombotsoa amin’ny savorovoro. “Tsy tokony hafantoka any amin’ny Filoha Marc Ravalomanana na ny Filoha Rajoelina ny olana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Politique.Herintaona mialohan'ny fifidianana Misavoritaka ny “base”-n’ny TIM

Raha samy efa miketrika sy manomana ny fifidianana heverina fa hatao amin’ny 2023 ny herivelona politika samihafa, dia somary miroharoha saina amin’ny zava-misy kosa ny mpikatroka TIM (Tiako I Madagasikara) eny ifotony na ilay antsoina hoe: “base” ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Septambra 2022
Politique.Miha ratsy ny rivotra politika Mampanahy ny 2023

Miha ratsy ny rivotra politika eto amin’ny firenena ankehitriny ary azo lazaina ho mampanahy mihitsy ny andrandraina ho taom-pifidianana dia ny taona 2023 izany.

Hamaky ny tohiny
FTT