• Zoma 07 Oktobra 2022
Politique.Fitantanana ny firenena Ilaina ny fotodrafitrasa, fa ahoana ny fari-piainan’ny vahoaka ?

Anisan’ny imatimatesan’ny fitondrana amin’izao fotoana, eny efa hatramin’ny nitantanan’i andry Rajoelina ny tetezamita (2009-2014) ny fananganana fotodrafitrasa etsy sy eroa izay nantsoina hoe manarapenitra : kianja, sekoly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Politique.Famoriam-bahoaka any Toamasina Nomena alalana ny TIM, saingy…

Nomen’ny prefektioran’i Toamasina hamory vahoaka ao amin’ny ex-Magro Toamasina ny antoko politika Tiako I Madagasikara rahampitso 8 oktobra 2022.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Politique.Guy Rivo Randrianarisoa “Tsy mahamenatra ny mifona”

Ny heloka hibaboana mody rariny, hoy ny minisitra teo aloha, Guy Rivo Randrianarisoa. Ekeo rehefa diso, hoy izy. Tsy misy tsara noho ny mifona.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2022
Politique.Ahiahy ara-pifidianana Miha mahery fiteny ny mpanohitra

Na mbola tsy marin-toerana aza ny hahatanterahan’ny fifidianana noho ny antony maro, efa mandeha ny kajikajy politika rehetra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
Politique.Tsindry politika, fanjakazakana, afera maloto Afaka manao izay tiany ve izany ny depiote ?

Sesilany tato ho ato ny fitarainana momba ny tsindry ataon’ireo olom-boafidy ka isan’ny voatonona matetika ny depiote, indrindra fa ireo mpiara-dia amin’ny fitondrana. Vao tsy ela ny Sendikan’ny Adminisitera sivily na ny SYNAD no nanao fanambarana hentitra naneho hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2022
Politique.Raharaham-pirenena Mbola baraingo ny hisian’ny fifidianana 2023

Na efa nisokatra tamin’ny fomba ofisialy nanomboka ny 01 oktobra teo aza ny fanaovazana manontolo ny lisi-pifidianana,

Hamaky ny tohiny
FTT