Politique

Feno Harison “Tsy azo antoka ny ho tohin’ny raharaha”


  • Zoma 28 Oktobra 2022

4 taona lasa, hoy ny mpanao politika, Feno Harison, noheverina fa ity ekipa voalohany ity no ho afaka hitondra ho any amin'ny "fandresena"

 kinanjo hita taratra tao anatin'ny fotoana fohy monja fa tsy ampy. Tsy nisy ny paikady mazava, hoy izy, ary indrindra, tsy azo antoka ny ho tohin'ny raharaha tamin'izany. Androany, ireto ihany indray izy ireto ary ny mahagaga dia toa misy niala an-daharana maro raha ny sary fanehoana. Ry zareo MMM, ny Freedom, ny Maitso, ireo vondrona maro samihafa izay nisy tamin'izany vanim-potoana izany sy ny hafa rehetra. Nankaiza tokoa izy ireny, hoy hatrany ny fanontanian’ity mpanao politika ity?
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT