• Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Politique.Marc Ravalomanana “Samia mailo, ananantsika ny vahaolana”

Ny tanjona, ny fanaraha-maso ny fanavaozana ny lisitry ny mpifidy eny amin’ny fokontany. Tena andraikitra lehibe izany satria na inona na inona ataontsika ka tsy tafiditra isika sy ny namantsika,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Politique.Sahirana i Rajoelina Ny ataon’ny ekipany ihany no hamotika azy

Afera maloto, fanjakazakana, fanaparam-pahefana, tsy fananana etika politika, trafika,… samy manamarika ity Fitondrana Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Politique.Mahery Lanto Manandafy Hitory noho fandrahonana ho faty nahazo azy

Hametraka fitoriana eny amin'ny Borigadin’ny polisy misahana ny heloka bevava na ny BC Anosy i Mahery Lanto Manandafy anio amin’ny 10ora atoandro eo ho eo noho ny fandrahonana ho faty nataon'ilay vazaha nitory azy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Politique.Séraphin Randriamanantena, mpitandrina “Mila manova laharam-pahamehana ny mpitondra”

Misy ny mpanabe ara-panahy, hoy ny tonian’ny SAMPATI Foibe FJKM, Séraphin Randriamanantena, mpitandrina. Misy ny mpanabe ara-tsaina, hoy izy, ary misy ny ara-batana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Politique.Siteny Randrianasoloniaiko « Raha kandida aho, dia izaho no ho Filoha manaraka… »

Efa ho herintaona teo ho eo izay no mandeha etsy sy eroa ny resaka momba ireo mety ho kandida amin’ny fifidianana Filoham-pirenea manaraka atao eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Politique.Berija Ravelomanantsoa Tokony efa navoaka ny fonja omaly

Ny 6 jona 2020 no nogadrain’ity fitondrana ity 44 volana i Berija Ravelomanantsoa, hoy ny reniny, Razafindrazafy Elia. Kajikajy politika manampitra ny fotoam-piasan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina,

Hamaky ny tohiny
FTT