• Alakamisy 13 Oktobra 2022
Politique.Rodoben’ny mpanohitra “Tsy mbola mivaky izahay matoa…”

Antoko politika miisa 21 no nanorina ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM, hoy ny talen’ny seraserany, Gaby Vakiniadiana. Isany ny antoko Tiako I Madagasikara na TIM,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Politique.Fifandraisana marefo amin’i Lafrantsa Manarama 700 000 euros mpanao serasera ny Fanjakana ?

Nanao sonia fifanaraham-piaraha-miasa amin’ny manam-pahefana Malagasy ny Cabinet ESL & Network. Iraka ampanaovina an’io ny fampitoniana ny fifandraisana ara-diplaomatika eo amin’I Paris sy Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Politique.Mahazoarivo Nihaona tamin’ny praiministra ny masoivoho Frantsay vaovao

Nitsidika tamim-pomba fifanajana ny Praiminisitra Ntsay Christian, ny Ambasadaoro vaovaon’i Frantsa, Andriamatoa Arnaud Guillois, izay miasa sy monina eto amintsika, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Politique.Paraina Auguste “Aza aodina amin’ny zon’ny voafonja ny resaka”

Sarotra no inoana fa ho malalaka ny gadra amin'ny fanehoana ny safidiny raha ao anatin'ny fonja na “prison” ny biraom-pifidianana na “bureau de vote”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Politique.Fiomanana amin’ny 2023 Amporisihina hangalatra sy hanao afera ny IRD ?

Mihazakazaka manao vitesin’ny TGV ny afera maloto hafahafa hahenoana anaran’olona ao anaty fitondrana sy mpiara-dia amin’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2022
Politique.Raharaha Mahery Lanto Manandafy Raikitra ny antso fanambaran-kery

Tsy voaray tao amin’ny Borigady misahana ny heloka bevava na ny BC Anosy ny fitoriana nokasain'ny vadin'i Mahery Lanto Manandafy hapetraka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT