• Zoma 14 Oktobra 2022
Politique.Jean Jacques Ratsietison “Soloy, hoy aho, io minisitry ny angovo io”

Ny mahagaga ahy amin’ilay resaka Tsimiroro, hoy ny mpahaitoekarena, Jean Jacques Ratsietison, dia toy ny vonoina ilay izy. Nanao fifanarahana, hoy izy, ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Politique.FMI Malagasy “Tsy afaka mitantana an’I Madagasikara ny fanjakana”

Tsy misy tsy miteny hoe ny fahefa-mividy no olana voalohany eto Madagasikara, hoy ny antoko politika FMI malagasy na Fahefa-mividy izao no ilain’ny malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Politique.Antananarivo renivohitra Ho kandida ben’ny tanàna i Clémence.R

Ankoatra ny sehatry ny taxi amin’ny ankampobeny, nanao fanambarana ny FTAR na ny Fikambanan’ny Taxi eto Antananarivo, tamin’ny alalan’ny fandraisam-pitenenan’i Alain Andriamanarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Politique.Fanomanana ny 2023 Manao "Mada Raid" ny AREMA

Nanao fitetezam-paritra any amin’ny faritanin’i Toamasina iny ny Antoko Arema izay tarihin’ny Sekretera nasionaliny, Annick Zoary Ratsiraka, nanomboka ny 27 septembra teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Politique.Eliace Ralaiarimanana “Mampalahelo ilay fitiavan-tena”

Mihamafy dia mihamafy ny fiainana eto Madagasikara, hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Politique.Siteny Randrianasoloniaiko Tafaresaka tamin’ny filohan’i Ouzbekistan

Tafaresaka fohy tamin’ny Filohan’i Ouzbekistan Shavkat Mirziyoyev, i Siteny Randrianasoloniaiko nandritra ny diany tany amin’ity firenena iray ity.

Hamaky ny tohiny
FTT