• Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Politique.Antoko politika Natiora “Misy fifanarahana miafina vaovao indray ao”

Feno 64 taona ny 14 oktobra 2022 teo ny nanasoniavana fa miala anaty fifehezana na “annexion” Frantsay i Madagasikara, hoy ny antoko politika Natiora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Politique.Antoko TIM “Sarintsarina lisi-pifidianana io, manasa tànana izahay”

Tapa-bolana katroka taorian’ny nanombohan’ny fanaovaozana manontolo ny lisitry ny mpifidy, namoaka fanambarana ny avy amin’ny Antoko TIM tarihin’I Marc Ravalomanana ny sabotsy 15 oktobra 2022 lasa teo. Nilaza ny TIM fa tsy manaraka ny fenitra araka ny tokony ho izy satria maro loatra ireo lesoka sy tsy fahatomombanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Politique.Mpitondra tsy mahavita azy Ny olony aza tsy voafehiny, mainka fa firenena

Tao anatin’ny Fitondran’I Andry Rajoelina, niainga tany amin’ny tetezamita mitohy amin’izao no betsaka indrindra ny hadalana na “scandale”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Politique.Politikan’ny kanosa Kopahana mafy ny TGV, fehezina ny antoko hafa

Mitohy ny politikan’ny kanosa ataon’ny Fitondrana Rajoelina. Niharihary indray ny sary maneho ny fanavakavahana sy ny fitanilana eo amin’ny fahalalalahan’ny antoko tsirairay hanao hetsika politika hanetsehana ny mpanohana azy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Politique.Nivadi-dela ny Fitondrana Manameloka an’i Rosia indray i Madagasikara

Niova hevitra ! Nisafidy ny hanameloka an’i Rosia eo anatrehan’ny « annexion » na fakana ny ampahan-tanin’i Ukraine dia i Loghansk, Donetsk, Kherson, Zaporijia ho isan’ny fireneny tamin’ny alalan’ny fitsapankevi-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Politique.Marc Ramiarinjatovo Hisy ny «Dinika nasionaly »

Mandeha ary miditra amin’ny dingana vaovao ny firosoana amin’ny hanatanterahana ny « Dinika nasionaly » eto Madagasikara handaminana ny olana misy sy hisorohana ny mety hitranga mialoha,

Hamaky ny tohiny
FTT