Politique

Zaza Ramandimbiarison “Mafy dia mafy ny nanjo antsika tato anatin’ny 4 taona”


  • Talata 13 Desambra 2022

Ry namana sy mpiray Tanindrazana, mafy dia mafy no nanjo antsika noho ny fomba nitondrana tsy mijery ny tombontsoan’ny maro nandritry 4 taona izao,

hoy ny praiminisitra lefitra teo aloha, Zaza Ramandimbiarison. Amin’izao fahatongavan’ny faran’ny taona sy ny fotoam-pialan-tsasatra mahafinaritry ny Noely ho avy izao , enga anie, hoy izy, ny fitiavana no hameno ny fonao sy izay maminao rehetra. Enga anie ho feno fifaliana ny tokantranonao sy ny fiananao sy izay maminao rehetra. Mirary fety sambatra sy Krismasy sambatra! Mirary fitiavana, fiadanana ary fifaliana ho anao sy izay maminao rehetra ny tenako. Enga anie ho tonga amin’izay ny tena fanovana ho amin’ny fahamarinana , ny rariny sy ny hintsiny ho fiadananan’ny ambanilanitra, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT