• Talata 08 Novambra 2022
Politique.Fitondrana tsy mahavita azy Mieritreritra mbola ho lany anaty delestazy

Orinasam-panjakana tokony hanjaka tokana eto amin’ny firenena satria hany mamatsy jiro sy rano eto Madagasikara ny orinasa Jiro sy rano malagasy na JIRAMA, hoy ny mpanao politika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Politique.Mahery Lanto Manandafy Tsy avela mifanerasera amin’ireo gadra politika

Naiditra am-ponja vonjimaika ao Antanimora ny tolakandron'ny zoma 30 septambra 2022 i Mahery Lanto Manandafy taorian'ny nampakarana azy fampanoavana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Politique.Hafatry ny minisitra ho an’ireo diplaomaty “Tokony hanana kalitao hiaro ny tombotsoam-pirenena”

Nandritra ny fanangan-tsaina fanao isaky ny alatsinainy voalohan’ny volana iarahan’ny Minisitry ny raharaham-bahiny sy ny mpiasa no nampahatsiahivan’ny Minisitra mpisolo toerana Jeneraly Rakotonirina Richard,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Politique.Gaby Vakiniadiana “Tsy mahaleo herim-bahoaka ny basy”

Rehefa tsy hanao fikaonandoham-pirenena ny fitondram-panjakana, hoy ny talen’ny seraseran’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, Gaby Vakiniadiana dia lozany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Novambra 2022
Politique.Krizy eran-tany sy tsy fahaiza-mitantana Vao mainka ahiana ho zava-doza ny 2023

Efa naman’ny vita, ary tsy misy zavatra antenaina firy amin’ity taona 2022 ity, raha resaka famahana olana sy fampandrosoana firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2022
Politique.Antoko politika Avana “Tsy afaka hitsoaka ny zava-misy isika”

Nitsangana ny 5 novambra 2022 teo nandritry ny fankalazana ny faha 10 taonan’izy ireo tetsy amin’ny La Residence Ankerana ny birao vaovao mandrafitra ny antoko politika Avana na Antoko vahoaka aloha no andrianina,

Hamaky ny tohiny
FTT