Politique

Antoko politika Natiora Miantso fitoniana


  • Talata 20 Desambra 2022

Miantso fitoniana politika na “trêve politique” ny antoko politika Natiora ao anatin’izao volana desambra izao.

Ilaina izany, hoy ny filohan’izy ireo, Mihari-Ni-Rencho. Na ny fivoizana fomba fijery politika amin’ireo haino aman-jery aza, hoy izy, tokony mba asiana fetrany amin’izao. Tsy midika tsinona izany fa mijanona hatreo ny raharaham-pirenena, hoy hatrany ity antoko ity.
J. Mirija
Legende: Ny filohan’ny Natiora
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT