Politique

Hary Razafindrazaka “Tsy tokony hiraviravy tanana isika”


  • Alatsinainy 19 Desambra 2022

Tsy fantatro i Andry Biahary fa nahita horonantsary maromaro notontosainy izay milaza ny heveriny ho tsy rariny fotsiny aho,

hoy ny filoha lefitry ny antoko politika Leader Fanilo teo aloha, Hary Razafindrazaka. Raisiko ho toy ny mpampaneno lakolosy mety hitovy amiko sy ianao ihany izy, hoy izy. Tsy tokony hiraviravy tanana isika manoloana izao fisamborana azy izao. Mila sahy manda izao fahefana mikasa hanampina ny vavan’ireo izay manelingelina ny tombontsoa manokan’izy ireo izao, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT