• Alarobia 30 Novambra 2022
Politique.TIM sy ny raharaham-pifidianana “Aza mifampihatsaravelatsihy fa omeo ny zonay”

Nanamarika ny Antoko TIM omaly nandritra ny fanasan’ny CENI nanaovana tatitra sy nandraisana soso-kevitry ny mpisehatra momba ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Politique.Alentika i Mahery Lanto Manandafy Tondroina ho isan’ny nikasa hamono ny Filoha

Nohadihadian'ny mpitsara mpanao famotorana i Mahery Lanto Manandafy omaly, taorian’ny fampidirana azy am-ponja vonjimaika nanomboka ny 30 septambra 2022 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Politique.Dany Rakotoson “Ny tena olana dia tsy fantantsika hoe ho aiza isika ?”

Olan’ny firenena malagasy dia tena mbola tsy fantantsika tsara mihitsy hoe ho aiza marina moa isika ity, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Politique.Fanamafisana ny demokrasia aty Afrika Nivory tany Panama ny antoko MMM

Teo ambany fitarihan’ny filohan’ny IDC-CDI, Andrés Pastrana, no nanatanterahana ny fivoriana faran’ny komity mpanatanteraky ny IDC-CDI ho an’ity taona 2022 ity, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Politique.Fifidianana 2023 Nihaona tamin’ny filohan’ny HCC ireo iraky ny SADC

Mijery ny zavamisy eto Madagasikara mialohan’ny irosoana amin’ny tetiandrom-pifidianana ireo iraky ny vondrona SADC ka taorian’ny mpanao politika isan-karazany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2022
Politique.Afakandro Christian Nahazo 6 volana sazy mihantona, onitra 6 hetsy Ar

6 volana sazy mihantona miampy onitra 6 hetsy Ar! Io no didin’ny fitsarana tao Mahajanga omaly mikasika ny raharaha fanagadrana an’i Afakandro Christian izay naiditra am-ponja vonjimaika nanomboka ny 27 septambra.

Hamaky ny tohiny
FTT