• Alatsinainy 26 Desambra 2022
Politique.Mahery Lanto Manandafy “Tsy maintsy hampifalifaliana ny mpanjakanareo”

Izaho moa migadra fa toa gadra hafa koa ny anareo “fonctionnaires” na mpiasam-panjakana tsy nahazo “prime” na fisitrahana, hoy ny mpampaneno lakolosy an-tambazotran-tserasera voafonja,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2022
Politique.Siteny Randrianasoloniaiko « Tsy hananganam-pahavalo ny maha Filoha »

Nisy omaly ny fandaharana manokana nitondra lohateny hoe: “Hitafa Siteny” nataon’Atoa Siteny Randrianasoloniaiko, izay nanoritsoritra ny mety ho làlana hodiaviny amin’ny politika sy ny fahitany ny fitantanana firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2022
Politique.Fanavaozana manontolo ny lisi-pifidianana Nohalavaina hatramin’ny 31 janoary 2023

Nanamafy ny Vaomieram-pirenena misahana ny CENI tamin’ny alalan’ny Tale kabinetrany Atoa Jean Louis Andriamifidy omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2022
Politique.Antoko politika Otrikafo “Takianay ny tany tan-dalàna”

Ny alakamisy lasa teo ny nosamborina ny mpampaneno lakolosy, Andry Biahary, ka nentina avy hatrany tany amin’ny fonjan’i Fianarantsoa rehefa avy nanaovana ny fikarakarana ny antontan-taratasim-pitsarana rehetra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2022
Politique.Malagasy miara-miainga “Tsy fanapenam-bava no hahatongavana amin’ny fitoniana”

Nitohy tany amin'ny kaominina Ankilivalokely sy tany Toliara ary ny fihaonana amin'ny mpianatry ny oniversiten'i Maninday ny fidinana ifotony nataon'ny filoha nasionalin'ny antoko politika Malagasy miara-miainga na MMM,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2022
Politique.Toe-draharaha mafampana Miandrandra mafy ny tafika i Rajoelina

Nisy omaly 22 desambra 2022 ny lanonana ara-miaramila notanterahina teny amin’ny Vondron'ny mpilatsaka an’elon'aina voalohany - Ivato,

Hamaky ny tohiny
FTT