• Zoma 23 Desambra 2022
Politique.Fanambarana politikan’ny begalona Mampitandrina izay mitady hikitikitika ny Filoha

Nisy indray omaly ny fanambarana niraisan’ireo Begalona Lehiben’ny mpitandro filaminana notarihin’ny Minisitry ny fiarovam-pirenena,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Desambra 2022
Politique.Ninie Donia Miha mafy ny fitakiana amin’ny famotsorana azy

Sazy mihatra 6 volana an-tranomaizina no azon’ny anabaviko Ninie Donia teo, hoy ny mpanao politika sady mpandraharaha ao Nosy Be, Joseph Yoland.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2022
Politique.Ahiahy amin’ny fitsabahan’andraikitry ny Filoha Tsy nasian’ny HCC sira ilay fangatahan’ny HCDDED

Nivaly omaly 21 desambra 2022 ny fangatahan’ny Filankevitra ambony momba ny fiarovana ny demokrasia sy ny Fanjakana tan-dalàna (HCDDED)

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2022
Politique.Filohan’ny CENI Voatonona tamin’ny fanentanana ny kongresin’ny TGV

Voatonontonona ho isan’ireo hiatrika ny Kongresim-paritry ny TGV notanterahina tao Farafangana ny 21 desambra 2022 ny Filohan’ny Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2022
Politique.Antoko politika Otrikafo “Takianay ny tany tan-dalàna”

Ny alakamisy lasa teo ny nosamborina ny mpampaneno lakolosy, Andry Biahary, ka nentina avy hatrany tany amin’ny fonjan’i Fianarantsoa rehefa avy nanaovana ny fikarakarana ny antontan-taratasim-pitsarana rehetra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2022
Politique.Politika avo lenta Mifamely ambadika ny samy minisitra

Efa nitsefotra ny fitsipaham-pitokisana, saingy mbola mipetraka ho fery eo amin’ny Antenimierampirenena sy ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
FTT