• Alakamisy 19 Janoary 2023
Politique.Pr Sammy Grégoire Ravelonirina “Hanitsy ireo tandrevaka no andrasana amin’ny mpitondra”

Misy ny ambaratongam-pahefana mikarakara ny fandraisana fanapahan-kevitra eto amin’ny tany sy ny firenena, hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra eto Antananarivo na Seces

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Politique.Fitondrana mpihantsy ady Ho loza amin’atambo raha mbola omena 5 taona…

Taom-pifidianana ny 2023, ary lojika ary miharihary fa hiezaka hitazona ny seza amam-pahefana eo am-pelantanany ny Fitondrana Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Janoary 2023
Politique.Pasitera Tsarahame Edouard “Fa inona izany no tokona hampirehareha antsika manana ilay tafika?”

hoy ny filoha lefitry ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara, Pasitera Tsarahame Edouard.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2023
Politique.Taom-baovao 2023 Tonga nirary soa ny Filoha ny FFKM

Tonga teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, nitondra ny firariantsoa ho an’ny Filoham-pirenena amin’izao taona vaovao izao ireo Filoham-piangonanana, mpitarika ny fiangonana mikambana ao anatin'ny FFKM,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2023
Politique.Praiminisitra Ntsay Christian Hivoaka amin’ny fahanginany ny zoma izao

Niparitaka nanomboka omaly ny fampahafantarana fa hiteny sy haneho hevitra ao amin’ny fandaharana “Ady hevitra”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2023
Politique.Minisitry ny fiarovana Mamaly bontana an-dRavalomanana sy ilay toriteny ?

Nisy omaly ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety nataon’ny Jeneraly Rakotonirina Richard, Minisitry ny Fiarovam-pirenena sady Minisitry ny raharaham-bahiny misolo toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT