Politique

Rija Tram “Mifono zava-dalina izany mivavaka vendredi 13 izany”


  • Alatsinainy 16 Janoary 2023

Ny tenanao aloha hivavahana fa be loatra ny lainga sy fampanatenana tsy tanteraka nataonao ho an’ny firenena nahazoanao fitondrana io,

hoy ny mpandraharaha malagasy ara-tsakafo, monina ao Frantsa, Rija Tram. Ho tanisaiko eto daholo indray ve, hoy izy? Manomboka mijinja ireo lainga nafafy ianareo izao fa efa manomboka tonga saina ny malagasy. Nampidirinareo kizo ny firenena ary izao ianareo tapi-dalan-kaleha ka mitady an’Andriamanitra. Mifono zava-dalina izany mivavaka “vendredi 13” izany? Tsy maintsy mandresy ny hazavana. Eny, hitondra am-bavaka anao aho satria olona voafatotra ianao, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT