- Alarobia 11 Janoary 2023
Politique.Varotra zanaka any Ikongo “Aleo velona any aman’olona toy izay maty eo an-tanan’ny tena”
Tao anatin’ny andro vitsy izay no efa nisy ny fampahalalam-baovao nilaza fa amidy 100 000Ar ny zaza iray any Ikongo noho ny fahasahiranana sy fahantrana fa indrindra ny kere sy ny hanohanana.
Hamaky ny tohiny
