• Alarobia 11 Janoary 2023
Politique.Ben’ny tanàna IRK Ambovombe-Androy “Zatra manevateva raiamandreny ny depiote Milavonjy”

Nanao fanambarana omaly ireo ben’ny tanàna lany tamin’ny anaran’ny vondrona politika IRK miisa 16 ao anatin’ireo kaominina miisa 21 mandrafitra ny distrikan’Ambovombe-Androy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Politique.Siteny Randrianasoloniaiko Manamafy ny dinika stratejika sy diplaomatika samihafa

Nihaona sy nitafa tamin’i H.E. Irchad Ramiandrasoa Razaaly, Masoivohon’ny Firaisam-be Eoropeanina any Ghana (Ambassador plenipotentiary of the European Union to Ghana) Atoa Siteny Randrianasoloniaiko,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Politique.4 taona katroka ny didin’ny HCC 7 volana sisa hitondran-dRajoelina

Efatra taona taona katroka omaly 8 janoary 2023 ny fanambarana sy didy tsy azo ivalozana nataon’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenena,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Politique.Marc Ravalomanana Nihaona tamin’ny lehiben’ny FFKM sy lehiben’ny Silamo

Ankoatra ny fihaonana ara-politika samihafa, nihaona tamin’ireo herivelona samihafa toy ny fiangonana sy ny Raiamandreny am-panahy I Marc Ravalomanana tamin’iny faran’ny herinandro iny. Raha ny sary nivoaka omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Politique.Fanjakana mpiala bala Ny Repoblika faharoa no atao fitaratra

Miharihary ny olana ara-pitantanana firenena ankehitriny, tsy voasarona amin’ny serasera sy sehoseho ivelany intsony ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Politique.Paraina Auguste Nangataka fafirano fa hirotsaka filoham-pirenena

Lanonana fiarahabana ny Antefasy telo troky tratry ny taom-baovao sady fanolorako ny sata banany ny zoma 6

Hamaky ny tohiny
FTT