• Alatsinainy 09 Janoary 2023
Politique.Pasitera Mailhol « Mety hisy tetezamita indray eto …»

Hatreto,mbola tsy namoaka ny tetiandrom-pifidianana tokony hatao amin'ity taona 2023 ity ny CENI na ny rafitra mahaleo-tena misahana ny fifidianana eto amintsika !

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Janoary 2023
Politique.Drafitra be dia be hatramin’ny 2019 Tsy hita fiatombohana, tsy hita fiafarana

Nampahafantarina toy ny drafitra fototra hitondran’izao fitondrana Rajoelina izao ny tany sy ny firenena ny antsoina hoe “Plan Émergence Madagascar»

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Politique.Fitondrana an-dalam-pifaranana Manangasanga indray ny fikitihana governemanta

Nanaitra ny mpanara-baovao ary nampametra-panontaniana ny rehetra ny fanehoan-kevitra nataon’ny Minisitry ny fanabeazam-pirenena Rtoa Sahondraharimalala Marie Michelle omaly 05 janoary 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Politique.Vary lafo, solika tsy takatra, jirama manaikitra Fampandrosoana mipaka isan-tokantrano hoe e ?

Ny vary iray gony eny an-tsena io efa manafosafo ny 150.000 Ariary. Ny 1 kilao aminy moa dia efa kely sisa dia naman’ny mora indrindra ny 3000 Ariary. 4.809,82 Ariary

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Politique.Fanadihadiana ny fandaniam-bola tsy mazava Ny volomboasary no hameno ny fonja raha tena mandeha

Nanome toromarika nandritra ny fiilan-kevitry ny minisitra omaly ny Filoham-pirenena mba hanaovan’ny Inspection Générale de l’état (IGE)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2023
Politique.Fanilihana tsy fahaiza-mitantana Efa kolontsaim-pitondrana mihitsy

Malaza ankehitriny fa lavaka ny kitapom-panjakana. Misy milaza mihitsy aza moa hoe banky ropitra ny fanjakana malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT