- Alakamisy 12 Janoary 2023
Politique.Teti-panorona politika Mandeha ny fikotrehana tetezamita?
Samy mahalala ny rehetra fa taom-pifidianana ity 2023 ity raha ny lojika ara-politika sy ara-tetiandro, fa indrindra ny lalàna.
Hamaky ny tohinySamy mahalala ny rehetra fa taom-pifidianana ity 2023 ity raha ny lojika ara-politika sy ara-tetiandro, fa indrindra ny lalàna.
Hamaky ny tohinyHerintaona mahery izay ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM no niala nenina, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa.
Hamaky ny tohinyTaona tena ho sarotra ho antsika malagasy ity taona 2023 ity, hoy ny antoko politika Teza. Hiakatra, hoy ny filohan’izy ireo, Jean Louis Rakotoamboa,
Hamaky ny tohinyTsy mihoatra ny 5 ny isan’ny olona hilatsaka ho filoham-pirenena hilatsaka eo ka hiheritreritra ny ho lany na firy na firy no isany,
Hamaky ny tohinyHita fa vonona ny rehetra hiara-hientana sy hiray hina mba hanatanterahana ireo Velirano amin’ity taona 2023 ity.
Hamaky ny tohinyFito volana sisa hijanonan’ny Filoha Andry Rajoelina amin’ny toerana maha Filoham-pirenena azy raha toa ka mbola isan’ny ho kandida Filoham-pirenena manaraka eo izy.
Hamaky ny tohiny