Politique

Fifidianana malalaka sy mangarahara “Fotoana izao hanavaozana ny zavatra rehetra”


  • Talata 31 Janoary 2023

Mitombo hatrany, mba tsy hilazana hoe an-tapitrisany, ny malagasy mampiaka-peo hisiana fifidianana malalaka sy mangaraharaha eto amin’ity firenena ity, hoy ny praiminisitra teo aloha, Zaza Ramandimbiarison.

Fotoana izao, hoy izy, hanavaozana ny zavatra rehetra na eo amin’ny lafin’ny lalana io na eo amin’ny lafin’ny lalampanorenana mihitsy. Ampiharo ny toromarika miisa 18 nomen’ny vondrona eoropeanina ny jona 2022. Eo ny resaka fanaraha-maso ny famatsiam-bolan’ny mpanao politika, ny fahaleovantenan’ny CENI fa eo koa ny antoka ho an’ny fahalalahana haneho hevitra sy fahalalahan’ny fanaovan-gazety, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT