• Zoma 13 Janoary 2023
Politique.Sosotra ny iraisam-pirenena Tena tratry ny fahirano ny Fitondrana Rajoelina

Ahanjahanjan’ny sehatra iraisam-pirenena ny tsy fahombiazam-pitantanana eto, ary toa efa tratry ny ankivy ara-bola mivantana sy ankolaka ny Fitondrana Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2023
Politique.Nosy Kaomoro Lasa firenena matanjaka noho i Madagasikara

Nahazo aina 40% be izao eo mitaha amin’ny vola malagasy Ariary koa izany ankehitriny ny vola kaomorianina Franc comorien

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Janoary 2023
Politique.Tena mafana ity taona 2023 ity “Hanao fanambarana ny Firaisankina Sendikaly ato ho ato”

Tsy takona afenina ny zava-misy, hoy ny sekretera jeneraly lefitry ny firaisankina sendikaly eto Madagasikara na SSM, Fama Razafimahazo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2023
Politique.Joseph Yoland “Mila atao mitovy ny fampandrosoana isam-paritra”

Ny fiarovana ny firenena sy ny vahoaka madinika maro an’isa izao no tena iraka na “mission” eto, hoy ny loholona teo aloha, Joseph Yoland. Mila mahay manome lanja ireo harenantsika isika, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2023
Politique.Hery Rajaonarimampianina Higadona an-tanindrazana tsy ho ela…

Higadona tsy ho ela eto Madagasikara ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina, araka ny vaovao niparitaka navoakan’ireo mpikambana sasany ao anatin’ny Antoko HVM omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Janoary 2023
Politique.CNIDH-Resaka varo-janaka any Ikongo “Fanomezana zaza ho an’ny havana afaka mamahana no nisy”

Tsy voamarina hatreto ny fisian'ny tranga fivarotan-jaza ao anatin'ny distrika n'lkongo, hoy ny Voamieram-pirenena

Hamaky ny tohiny
FTT