- Alatsinainy 20 Febroary 2023
Politique.Faritra Bongolava Mihamafy ny fitakiana ny fanalana an-dRagôva
Naneho ny heriny indray ny depioten’i Bongolava sy ireo olom-boafidy miara-dia aminy, niaraka tamin’ny vahoakan’i Tsiroanomandidy sy ny solontena avy any Fenoarivobe ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohiny
