Politique

Joseph Yoland “Tokony hampiharina izao ny Madagascar le changement”


  • Alakamisy 16 Febroary 2023

Olona tia tanindrazana miaro an’i Madagasikara ary mitsinjo ny vahoaka izao no ilaintsika, hoy ny loholona teo aloha, Joseph Yoland. 1 amin’izy 3 mirahalahy, hoy izy,

no haka ny fitondrana ka ho hita eo fa izao manokana vonona hanampy an’ireo matoa naka manam-pahaizana nanao ilay boky “Madagascar le changement”. Vonona hanampy ho an’ny tanindrazana aho. Izao atao eo. Tsy ny fifidianana no zava-dehibe fa ny fitsinjovana ny tombontsoam-bahoaka maro an’isa. Ny sosokevitro dia ny ao anaty “Madagascar le changement” ihany. Ovana ny lalana rehetra eto Madagasikara izay noteren’ny vahiny ho ampiharina eto io satria mambotry firenena. Tokony ataon’ny tia tanindrazana izany, ny depiote, ny loholona. Mila omen-danja ny harentsika rehetra eto Madagasikara. Efa ela izany no tokony atao ary efa tokony ampiharina izao, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT