• Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Durlin Retogniane “Ahiana ny hiverenan’ny 7 febroary 2009”

Tokony hakan’ireo mpitondra lesona sy ireo haka fahefana eto amin’ny firenena ireny 7 febroary 2009 ireny, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko politika Fiombonana, Durlin Retogniane.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Politique.Rolly Mercia Marary ary efa nandalo fandidiana in’efatra

Anio 7 febroary 2023 amin’ny 8ora maraina ny fihainoana an-dRahajason Harry Laurent na Rolly Mercia momba ilay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Politique.Zaza Ramandimbiarison « Enga anie mba tsy mody mihaino ny filoham-pirenena »

Lera hanamboarana hoavy mamiratra izao, hoy ny mpanao politika, Zaza Ramandimbiarison.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Febroary 2023
Politique.Fahatsiarovana ny 7 febroary Ho tapaka ny “lalana Frantsa”

Nampahafantatra omaly ny avy eo anivon’ny fiadidiana ny kaominin’Antananarivo renivohitra fa noho ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Politique.Velirano tsy vita Trano 50 000 no nampanantenaina ,1092 no vita

Hifarana ny taom-piasan’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina. Isan’ireo nampanantenaina tany amin’ny propagandy ny hoe: hanamboatra trano 50 000 ho an’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Politique.Naneho ny heviny ny AREMA « Be loatra izay 20 taona namotehana ny firenena izay »

Naneho ny heviny mikasika ny toe-javatra eo amin’ny firenena ny Sekretera nasionalin’ny antoko Arema, Annick Ratsiraka, ka nilazany fa « nopotehina ireo fotodrafitr’asa izay napetraky ny fitondran’ny Amiraly Ratsiraka ».

Hamaky ny tohiny
FTT