• Alatsinainy 06 Febroary 2023
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Ny taom-piasana ho tapitra, ny tetiandro tsy mazava

Ho tapitra amin’ity taona ity ny taom-piasan’ireo ben’ny tanàna manerana ny Nosy. Mbola baraingo anefa ny datim-pifidianana sy ny pitsopitsony momba izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2023
Politique.Sophie Ratsiraka Ny "DEMOGASY" no tsara apetraka

Niforona nandritra ny tetezamita, 10 taona nisiana izao ny Rassemblement des Partisans du Ratsirakisme na RPR.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2023
Politique.Fizarazaran-javatra etsy sy eroa Raikitra ny tosika propagandy sy tsinjo fifidianana

Nanomboka ofisialy omaly 02 febroary ilay fampanantenan’ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina fa dia hajanonana avokoa aloha ny fanamboarana ny fotodrafitrasa fa hijery ny sosialim-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2023
Politique.Fitantanana manara-penitr’i Rajoelina Hanondrana vary no nolazaina, “tsaky pop” sy vary stôky no tonga…

Miharihary amin’io fihetsiky ny Filoha Rajoelina amin’ny fizarazaran-javatra tany Marovoay io ny fampanantenana poakaty sy kabary an-tendro molotra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2023
Politique.Toe-draharaha politika Mbola samy mitsapatsapa ny halalin'ny rano…

Mifamahofaho ny toe-draharaha ara-politika eto amin'ny firenena, ary rehefa zohiana dia samy mitsapatsapa ny halalin'ny rano ny mpanohitra sy ny mpitondra sy ireo hery hafa izay mbola mipetraka ho mpitazana sy mijery izay

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2023
Politique.Paul Rabary “Vahaolana izao dieny izao no tadiavin’ny vahoaka”

Anaty fahasahiranana izao ny vahoaka malagasy, hoy ny mpahaifiarahamonina politika, Paul Rabary, ka tsy olana aminy na iza na iza mitondra eo.

Hamaky ny tohiny
FTT