• Alarobia 22 Febroary 2023
Politique.Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Lasa Resampa misolo Resampa

Voatendry ho ministry ny Tanora sy Fanatanjahatena i Haja André Resampa. Hifandovan'ny taranak'i André Resampa ity ministera ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2023
Politique.Lasa saina ny mpitia fanatanjahantena Afaka tena hiahy ny spaoro ve ny minisitra vaovao?

Maha lasa saina ny mpitia fanatanjahantena sahady ny fipetrahan’ny mpanao politika, André Haja Resampa, eo amin’ny toeran’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena vaovao izay nisolo ny teo alohany, Tinoka Roberto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2023
Politique.Antoko MMM tao Itasy “Fitsinjaram-pahefana no fanalahidy…”

Namory ireo mpikambana sy nanazava ny raharaham-pirenena ny filoha nasionalin'ny antoko politika Malagasy miara-miaingana MMM, Hajo Andrianainarivelo, tany Miarinarivo ny faran'ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2023
Politique.Paul Rabary “Haingon-tsehatra ny ankoatran-dRavalo sy Rajoelina”

Haingon-tsehatra ny ankoatran-dRavalo sy Rajoelina, raha ny mikasika ny fifidianana filoham-pirenena no resaka, averiko ihany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2023
Politique.Governemantan-dRajoelina farany… Minisitra 7 nalàna, miverina ny olon’ny tetezamita

Nampahafantarina ofisialy omaly alatsinainy 20 febroary 2023 tetsy amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra ny fanovana sy fikitihana ireo mpikambana sasany teo anivon’ny Governemanta,

Hamaky ny tohiny
FTT