Politique

Eliace Ralaiarimanana “Ianareo mpitondra no nanozona ny firenena”


  • Alakamisy 23 Febroary 2023

Noho ny fitiavan-tena mihoapampana ataonareo mpitondra dia izao tonga amin'ny fahantrana lalina izao ny ankamaroan’ny vahoaka Malagasy ankehitriny,

hoy ny mpanao politika Kristianina, Eliace Ralaiarimanana. Tsy firenena mahantra akory i Madagasikara fa ianareo mpitondra ireo no mampahantra azy tahak'izao, hoy izy. Tsy firenena voahozona i Madagasikara fa ianareo ihany no manozona azy ka mahatonga an'izao lalan-tsarotra iainan’ny firenena izao. Ny fahefana tsy hireharehana. Ny voninahitra tsy hanindrahindrana. Samy ho tsarain’ny tantara sy ny taranaka eto fa tsy misy ho eo amin'ny fahefana mandrakizay, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT