• Alakamisy 09 Febroary 2023
Politique.Zakahely Boniface “Miandry ny filoham-pirenena hahatsiaro anay izahay!”

Zava-dehibe indrindra ny traikefa amin’ny fitantanana firenena, hoy ny mpanao politika, Zakahely Boniface. Faharoa ny fahaizana miresaka, hoy izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2023
Politique.Soava Andriamarotafika Tsy mandika lalàna izany ny CENI

Nitondra fanazavana namaly ny Antoko MMM (Malagasy Miara-Miainga) ny CENI Vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI tamin’ny alalan’ny mpitondra teniny Atoa Soava Andriamarotafika omaly,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Febroary 2023
Politique.Naivo Raholdina Mandetika mafy ny Minisitry ny mponina

Tao anatin’ny fahatsiarovana ireo namoy ny ainy ny 7 feboary 2009 sy ny fambolen-kazo ny antoko politika TGV teny Masindray,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Jeneraly Tsaranazy Jean Emile “Tokony hiala ambany vahohon’olon-tokana ny Filoha”

Nisy hetsi-bahoaka namoizana ain’olona maro ny 7 febroary 2009, 14 taona lasa izay, hoy ny minisitra teo aloha, ny Jeneraly Tsaranazy Jean Emile.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Raharaha 7 febroary Tsy mba henjehin’ny eritreritra mihitsy ve ?

Tahaka ny isan-taona dia nisy ny fanamarihana ny faha-14 taonan’ny 7 febroary 2009 notarihin’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina teny Antananinarenina ny andron’ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Febroary 2023
Politique.Antoko politika MMM “Anananay porofo fa mbola mandray anaran’olona ny CENI”

Nantsikafon'ny antoko politika Malagasy miara-miainga na MMM ny fomba fiasan'ny CENI amin'izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT