• Zoma 24 Febroary 2023
Politique.Antoko politika Fiombonana “Maika ny famahana ny olan’ny vidim-piainana”

Naneho fiaraha-miory tamin’ireo distrika maromaro nandalovan’ny rivodoza Freddy teo amin’ny firenena ny antoko politika Fiombonana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Politique.Fivoriana teny Iavoloha Fihetsiketsehana re izao e !

Hafa tsy tahaka ny mahazatra ny endrika nisehoan’ny fanovana mpikamban’ny governemanta ny alatsinainy 20 febroary lasa teo. Somary mampametra-panontaniana hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Politique.Narson Rafidimanana “Inona no hananantsika ny HCC ?”

Nametraka fitsipaham-pitokisana izahay na “motion de censure”, hoy ny depiote Narson Rafidimanana,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Politique.Fisorohana krizy “Mila averina toy ny tamin’ny 2013 ny CENI”

Misy krizy miverimberina na “cyclique” teto Madagasikara, izay niainga tamina krizin’ny olompirenena, hoy ny depiote voafidy tao Toamasina I, Roland Ratsiraka,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Politique.Tsy voalamina ny ady an-trano Mifampiampanga ny samy be galonan’ny 2009

Niparitaka omaly ny horonam-peon’ny Jeneraly Lylison maneho ny alahelony, fa ny olona tsy nitolona sy tsy namono tena no mora mahazo seza tahaka ny toerana minisitra ao anaty fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Febroary 2023
Politique.Horonam-peon’i Jeneraly Lylison “ Olona vao omaly ary tsy nitolona no lasa minisitra ”

Niparitaka ny horonam-peo maneho ny alahelon’ny jeneraly Lylison Réné de Roland izay naniry fa hotendrena ho Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena na SEG satria mba isan’ny nitolona sy namono tena ho

Hamaky ny tohiny
FTT