Politique

Mpitondra sy mpanohitra Manao resaky ny moana sy ny marenina


  • Talata 07 Martsa 2023

Andaniny, ataovy ny fikaonandoham-pirenena! Ankilany, fifidianana ihany no vahaolana akana fitondrana amin’ny fomba demokratika sy hahafahana mandray ny hevitry ny vahoaka.

Dia samy mifandrirotra eo ny roa tonta. Ny mpanohitra milaza fa hanasa tanana raha tsy vita ny fikaonadoham-pirenena. Ny mpitondra hatreto tsy hita ho miresaka azy io mihitsy kanefa koa tsy hita be ihany manoloana ny fikarakarana ity fifidianana ity. Mbola adihevitra ny hoe ohatrinona ihany izany ny vola efa eo am-pelatanana mikasika ny fanomanana izay fifidianana izay? Ilay hoe 20% anjaran’ny fitondram-panjakana ve mbola sorabola sa efa ao anaty kitapom-bolan’ny CENI? Dia samy mifampihazohazo eo. Tsy hita mazava hatramin’izao izay tena dingana marina efa vita na ny fandrosoan’izany eo amin’ny andaniny sy ny ankilany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT