Politique

Marcel Razafimahatratra - MFM “Tokony hitakiana fara fahakeliny fianarana vita ireo kandida”


  • Alatsinainy 13 Martsa 2023

Tokony hitakiana fara fahakeliny fianarana vita ny olona te hilatsaka ho fidiana isan'ambaratongany avy, hoy ny mpanao politika, mpikarotra MFM, Marcel Razafimahatratra.

Bénin dia mitaky Bacc+3 ho an'izay hilatsaka “Maires ruraux” na ben’ny tanàna amina tontolo ambanivohitra, hoy izy. Ny fahatakaran-javatra no antony. mianatra 3 taona aorian'ny bakalorea raha te ho “infirmier” na mpitsabo mpanampy. Mitondra vahoaka sy mitantana fanjakana izany goavana ka olona mahataka-javatra no tokony apetraka fa tsy be tsy andraofana tahaka izay hita hatramin'izay. ny diplaoma sandoka na "faux diplôme" tonga dia fonjaina, hoy hatrany ny fanehoan-keviny.
J. Mirija
Legende: Marcel Razafimahatratra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT