Politique

Vehivavy Malagasy miara-miainga “Tsy mandroso isika fa mihemotra”


  • Alatsinainy 20 Martsa 2023

Nanao teny fisaorana ireo vehivavy mpikambana eo anivon’ny antoko politika Malagasy miara-miainga manerana ny

 nosy noho ny fahatanterahan’ny fanamarihana ny andron’ny vehivavy na 8 martsa tamin’ity taona ity ny biraon’ny Vehivavy Malagasy miara-miainga na VMMM. Mankahery ireo vehivavy tsy mba afaka nanamarika izany, hoy izy ireo, noho ny sakantsakana samihafa na fampanantenana ny fanemorana nefa tsy noraketina. Voatohitohina tokoa ny fahalalahana amin’izany ary indrisy, tsy mandroso isika fa mihemotra. Efa fanitsakitsahana ny zontsika vehivavy hatrany izany, hoy hatrany izy ireo, ka dia mampahery sy mankasitraka antsika rehetra.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT