• Zoma 14 Aprily 2023
Politique.Nilefitra ny fanjakana Halalahana ny fandraharahana lavanila

Hotanterahina ny fanalalahana ny sehatry ny lavanila izay hetahetan’ny maro an’isa nandritra ny dinika natao tao Sambava omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2023
Politique.Rivo Rakotovao “Aza mandainga ianao ry ingahy Prefe a !”

Nilaza fa tsy tokony hampitoviana ny raharaha 2018 sy ny amin’izao ny Prefen’Antananarivo Jeneraly Ravelonarivo Christian ny 7 aprily teo satria ny fitondram-panjakana tamin’izany, hoy izy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2023
Politique.Andry Rajoelina Hiezaka hambabo an’Amoron’i Mania indray ?

Hiazo an’Ambositra ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ny sabotsy 15 aprily izao, izay fiverenana any an-toerana taorian’ny propagandy nataony ny 14 desambra 2018, raha ny fanamarihana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2023
Politique.Naina Andriantsitohaina Mampitombo ny serasera fitetezan-tsena

Tsikaritra tato ho ato, fa miezaka mampitombo ny fitetezan-toerana sy tsena eto Antananarivo ny ben’ny tanàna Atoa Naina Andriantsitohaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Tsy fidirana amin’ny antokon’ny fitondrana

Mihorohoro ny mpiasam-panjakana sasany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Antoko politika Fanare «Tokony hanasonia fifanekena ny mpanao politika»

Mila tanterahana ny fifidianana lalàmpanorenana, hoy ny antoko politika Fanare. Tsy fitsapan-kevi-bahoaka io, hoy ny filohan’izy ireo, Andrianasolo Ravelonanosy Solomon Clovis,

Hamaky ny tohiny
FTT