• Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Famotehana nentin-dRajoelina Isan’ny lasibatra indrindra ny Vola Malagasy

Tamin’ny taona 2008 dia teo amin’ny 1284 Ar ny sandan’ny euro iray, nanomboka niakatra tany amin’ny 1674Ar ny taona 2009 nisian’ny fanonganam-panjakana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Antoko politika Fiombonana «Misy kandida atahorana dia itadiavana atsanga tsy aman’orana»

Hihazakazaka amin’izay ny raharaham-pirenena, indrindra, ny lafiny politika, hoy ny antoko politika Fiombonana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Famatsiana fifidianana «Misy vola arangarangan’ny Base Toliara ao »

Mitana ny saina ny mikasika ny orinasa Base Toliara, izay miheritreritra hitrandraka fasimainty any amin’ny faritra atsimo andrefana, hoy ny filoha lefitry ny fikambanana Masikoro Arivolahy na FIMA, Elia Rabevahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Fanadiovana ny lisi-pifidianana 66 000 ny anarana niverina, 379 000 tsy tomombana

Nikatona vonjimaika omaly 10 aprily ny lisi-pifidianana. 9 623 662 ny mpifidy voasoratra anarana ara-dalàna hatreto taorian’ny fanadiovana ny lisitra, araka ny tatitry ny CENI omaly 11 aprily 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aprily 2023
Politique.Faritra Analamanga Ambany ny taham-pisoratan’anaran’ny mpifidy

Tsikaritra amin’ny raharaha fanaovazana manontolo ny lisi-pifidianana ankehitriny ny fiakaran’ny tahan’ny isan’ny mpifidy any amin’ny faritra heverina fa mitoka-monina na misy fahasarotana na “zones enclavés”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aprily 2023
Politique.Filoha mianakavy tany Israely Raharaham-pianakaviana sa raharaham-panjakana?

Nisafidy ny nandeha niampita ranomasina ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina sy ny ankohonany nandritra ny fankalazana ny fetin’ny paska teo.

Hamaky ny tohiny
FTT