• Alatsinainy 17 Aprily 2023
Politique.Faritra SAVA « Fa naninona no novonoina nanomboka 2019 ? »

Ahoana moa no tsy hahafaty ny orinasa rehetra raha tsy mipetraka ny teny hoe «ny malagasy aloha», hoy ny solombavambahoaka, Siteny Randrianasoloniaiko?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Politique.Marc Ravalomanana « Minisitra mandalo ianao ary fantatray fa tsy ianao no nanoratra… »

Ankoatra ny nilazany fa nisy ny fikotrehana birao fandatsaham-bato sy fokontany matoatoa, dia misy ihany koa, hoy I Marc Ravalomanana, ny fampivoriana ireo sefom-pokontany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Politique.Depiote misintaka Inona no tsy ahasahian’ny IRD mandroaka azy ireo ?

Lasa fomba fiady politika ity fampirantirantiana depiote ity, ary ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina mihitsy no isan’ny mirehareha fatratra amin’io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Politique.Ambositra Nandoka tena indray i Rajoelina

Nanangam-bovona indray ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina tany Ambositra nandritra ny fitokanana fotodrafitrasa maromaro, fa nahavita zavatra, ary tsy mena-mitaha amin’ireo mpitondra nifanesy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Politique.Depiote Perle Zafinandro “Izay nampahantra ny vahoaka no mpamadika”

Mamaly bontana ny avy amin’ny fitondrana izay manenjika ireo depiote IRD niova lasy ireto farany ankehitriny, ary manomboka mafimafy ny tsindro-paingotra mandeha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aprily 2023
Politique.Hajo Andrianainarivelo Nampitandrina ireo MMM manampatra fahefana

Nitohy tany Maintirano, any Melaky, indray ny famelabelaran-kevitry ny antoko politika Malagasy miara-miainga na MMM.

Hamaky ny tohiny
FTT