• Alarobia 10 Mey 2023
Politique.Serasera no atao mipoapoaka Rendrika ara-bola ny fanjakana ?

Ny herinandro lasa no sesilany ny fanehoan-kevitra nataona mpahay toekarena sy mpisehatra ara-politika nilaza fa “faillite”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2023
Politique.TIM Ambohidrabiby Lany hitarika ny Pasitera Lazasoa

Nanatanteraka fivoriambe ny alahady lasa teo ny antoko politika Tiako i Madagasikara na TIM ao amin’ny kaominina Ambohidrabiby.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Politique.Fampidirana miaramila 4000 Mila 20 tapitrisa Ar eo isan’andro, bizina ho an'iza indray ?

Niteraka adihevitra ny ho fandraisan’ny tafika miaramila zazavao miisa 4000 hanao fifanarahana manomboka ny fiandohan’ny aogositra izao ary ao anatin’ny 2 taona ihany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Politique.Toe-draharaham-pirenena Feno ny tondro haharendrika ny volomboasary

Mihasarotra ny toerana misy ny Fanjakana Rajoelina, feno ny tondro rehetra maneho fa ho sarotra ny hitazona ny fahefana eo am-pelantanany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Politique.Vondrona Eoropeanina “Tsy manery tetezamita, manohana raha izay no ifanarahana”

Tsy manery ny hisian’ny tetezamita na governemantan’ny firaisam-pirenena eto Madagasikara ny Vondrona Eorpeanina, raha ny nambaran’ny Ambasadaorony Rtoa Isabelle Delattre omaly 08 mey 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Mey 2023
Politique.Firosoana amin’ny tetezamita Manomboka manamafy izany ireo mpanao politika…

Misaodisaody eo ambony kianja politika ny resaka fananganana tetezamita hanomanana ny fifidianana, ary efa manomboka maromaro ireo mpanao politika milaza fa tsy ratsy io.

Hamaky ny tohiny
FTT