- Alatsinainy 17 Aprily 2023
Politique.Tsy rariny amin’ny raharaham-panjakana
Azo atao ny mitaraina amin’ny Mediatiora
Hamaky ny tohinyAzo atao ny mitaraina amin’ny Mediatiora
Hamaky ny tohinyGaga sy talanjona ny tena naheno ny tenin’ny filoha lefitry ny antenimieram-pirenena misahana ny faritanin’Antsiranana izay nanitrikitrika antsika aty amin’ny «Grand sud»
Hamaky ny tohinyNy Filohan’ny Antenimierampirenena Rtoa Christine Razanamahasoa izay avy amin’ny faritra Amoron’I Mania no nitarika ireo depiote IRD tonga nanotrona ny Filoham-pirenena tany Ambositra ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyNiazo an’i Morondava indray ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana omaly 13 aprily. Mitety tanàna mihaino ny hetahetan’ny olona, mitafa mivantana tahaka ny fanaony,
Hamaky ny tohinyMitohy any amin’ny Faritra SAVA ny fitetezam-paritra ataon’I Siteny Randrianasoloniaiko ao anatin’ilay hoe: “Mihava Tour”. Tany Andapa izy sy ny ekipany omaly, ao Antalaha anio, any Sambava rahampitso,
Hamaky ny tohinyMifoha ny raharaha Houcine Arfa, ilay teratany Frantsay voalaza fa mpanolontsaina ny Filoha teo Hery Rajaonarimampianina, saingy nisy olana ka nalefa tany am-ponja, saingy tafatsoaka.
Hamaky ny tohiny