• Alakamisy 11 Mey 2023
Politique.KMF-CNOE Miantso ireo tsy hihoatra ny 3 - 5% mba tsy o kandida

Namoaka fanambarana indray omaly ny KMF-CNOE Fanabezana olompirenena, ka nanamafy fa hiroso amin'ny fanavaozana ny fampindramam-pahefana amin'ny alalan'ny fifidianana i Madagasikara tsy ho ela.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Politique.Rajoelina ho any Maroantsetra Asaina mitady olona fokontany, terena ny mpampianatra,…

Ho any Maroantsetra ny Filoha Andry Rajoelina ato ho ato, raha ny loharanom-baovao. Voalaza fa nisy fivoriana fanomanana izany omaly 10 may 2023.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Politique.Kristianina mandinika raharaham-pirenena

Aleo ferana 3 na 4 volana ny tetezamita»

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2023
Politique.Nanitrikirika ny Minisitra Lalatiana “Tsy mieritreritra tetezamita izany ny Fitondrana”

Nanitrikitrika ny Minisitry ny serasera sy ny kolontsaina sady mpitondra tenin’ny governemanta, fa tsy anatin’ny eritreritry ny Fanjakana ny hanangana tetezamita anatin’ny 6 volana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2023
Politique.Serasera no atao mipoapoaka Rendrika ara-bola ny fanjakana ?

Ny herinandro lasa no sesilany ny fanehoan-kevitra nataona mpahay toekarena sy mpisehatra ara-politika nilaza fa “faillite”

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Mey 2023
Politique.TIM Ambohidrabiby Lany hitarika ny Pasitera Lazasoa

Nanatanteraka fivoriambe ny alahady lasa teo ny antoko politika Tiako i Madagasikara na TIM ao amin’ny kaominina Ambohidrabiby.

Hamaky ny tohiny
FTT