• Alatsinainy 22 Mey 2023
Politique.Fitondrana Rajoelina Miharihary eny foana ny tsy fahaiza-mitantana

Raha hoe safidy sy paikady politika dia mety azo ekena ihany hoe : tena paikady, fa ny zava-misy sy hita miharihary aloha dia tsy fahaizana eo amin’ny Fitondrana Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Politique.Fandavana ny tetezamita Mitovy hevitra ny fitondrana sy ny RMDM

Tsy mila tetezamita fa ny toromarika tokana, dia ny fanatanterahana ny fifidianana! Io no baikom-pitolomana nataon’ny Rodoben’ny mpanohitra eto Madagasikara ho an’ireo mpiara-dia aminy manerana ny Nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Politique.Raharaha “Autouroute” Nesorina ny “DG”-n’ny ONE, mbola olana be ny tetikasa

Tsy niandry ela, 2 andro taorian’ny nanaovana tatitra ofisialy ny 15 may teo, fa ny 12 may 2023 teo vao nanomboka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Politique.Lola Rasoamaharo sy ny Jirama Anio ny didim-pitsarana momba ny fitakina 414 tapitrisa Ar

Anio zoma 19 may 2023 amin’ny 8ora sy sasany no hivoaka ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha iray hanenjehana ny Filoha Tale Jeneralin’ny orinasan-gazety La Gazette de la Grande Ile.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Politique.Antoko politika Natiora «Tsy nivonona ho amin’ny mandat manaraka izao fitondrana izao»

Fitondrana tsy nivonona ho amin’ny fe-potoam-piasana na «mandat» manaraka izao fitondrana izao, hoy ny antoko politika Natiora.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Mey 2023
Politique.Chrysoula Zacharopoulou Nanamafy fa eo anilan’i Madagasikara hatrany i Lafrantsa

Nifarana ny alarobia 17 may teo ny fitsidihana nataon-dRtoa Chrysoula Zacharopoulou Sekreteram-panjakana Frantsay miadidy ny fampandrosoana,

Hamaky ny tohiny
FTT