Politique

Roland Ratsiraka «31 miliara Ariary no lany tamin’ny Miami - Toamasina»


  • Alarobia 07 Jona 2023

Volan’ny seranan-tsambo na «port» 100 miliara iraimbilanja na 20 miliara Ariary no nanaovana ny Miami tapany voalohany na «1 ère tranche»,

hoy ny depiote voafidy tao Toamasina I, Roland Ratsiraka. Ny «2 ème tranche» kosa izay mandalo manoloana ny Auximad dia mitentina 55 miliara Iraimbilanja na 11 miliara Ariary, hoy izy. Ahitana kioska miisa 150. Mitentina 155 miliara iraimbilanja na 31 miliara izany no tetibola nanaovana io Miami ao Toamasina io. Mahavita lalana rehetra misy lavaka sy lakan-drano na «canalisation» eto Toamasina izany vola izany. Orinasa na «entreprise» akaikin’ny fitondrana no nahazo ny tsena, hoy hatrany i Roland Ratsiraka.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT