• Talata 09 Mey 2023
Politique.Antoko politika FTM «Fifanarahana politika andraisan’ny rehetra anjara no vahaolana»

Aoka tsy ho fifanarahana olona miisa 2 na 3 no heverina hitondrana vahaolana eto amin’ity firenena ity, hoy ny antoko politika FTM na Fitiavana ny tanin-janako eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Politique.Hanitra Razafimanantsoa «Tsy teo amin’ny fitondrana aza izy efa nanafatra fitaovam-piadiana»

Tsy hitondra antsika any amin’ny fitoniana ity fifidianana ity. Hatramin’ireo diaspora izay manana hevitra tsara koa, hoy ny solombavambahoaka, Hanitra Razafimanantsoa, ahenoantsiaka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Politique.Marc Ravalomanana “ Tsy hihafihafy amin’ny zavatra tsy marina isika”

Taorian’ny tany SAVA sy Sofia, ny faritra Atsinana indray no notsidihin’I Marc Ravalomanana ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Politique.Fandinihina lalàna eny Tsimbazaza Kajy politika no mahamaika fa tsy tombotsoam-bahoaka

Ao anatin’ny fahefam-panjakana mpanao lalàna iray amin’ireo fahefana andry iankinan’ny Repoblika ny Antenimierampirenena ahitana ireo depiote 151 mandrafitra azy?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Mey 2023
Politique.Antoko politika FTM «Sambatra ny firenena manana tanora matanjaka»

Eny anivon’ny fokontany no ahitana ireo tena mpilalao mahay amin’ny baolina kitra, hoy ny antoko politika Fitiavana ny tanin-janako eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Mey 2023
Politique.Banky ropitra, krizy tanteraka Miandrandra fitseran’ny mpamatsy vola sisa

Tafiditra anaty krizy ara-bola tanteraka ny firenena, ary efa betsaka ny tondro maneho izany. Iny nambaran’ny

Hamaky ny tohiny
FTT