• Zoma 12 Mey 2023
Politique.Depiote Todisoa Andriamampandry Mitohy ny fanamboaran-dàlana isam-pokontany

Taorian’ny teny amin’ny Fokontany Ambaravarankazo, dia tao amin’ny Fokontany Ambodihady Ambohimanarina no nirotsaka an-tsehatra tamin’ny fanamboaran-dàlana,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Mey 2023
Politique.Ignace Randriamamizafy “Ny antokon’ny fitondrana no tena afaka mangala-bato”

Ny antoko eo amin ny fitondrana ihany no afaka mangala-bato na farafaharatsiny raha governemanta iombonana na tetezamita dia izay manana ny Praiminisitra,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Mey 2023
Politique.Antoko politika Fiombonana «Tratran’ny toe-draharaha politika tsy azo ihodivirana intsony isika»

Tsy fanirian’ny antoko politika Fiombonana ny hisian’ny tetezamita ary efa im-betsaka izahay, hoy ny sekretera jeneralin’ity antoko politika ity, Durlin Retogniane,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Politique.Asa goavan’ny fitondrana Rajoelina Nitsefotra ny ankamaroan’ireo nampanantenaina

Araka ny kabarin'ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, ny 31 desambra 2020 dia atomboka tamin'iny taona 2021 iny ireo asa goavana fananganana fotodrafitrasa,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Politique.Kaominina Antsirabe Manjaka ny fitantanana gaboraraka…

Potika sy mihemotra, ary anjakan’ny gaboraraka tanteraka ny tananan’Antsirabe renivohitra amin’izao fotoana izao noho ny tsy fahaiza-mitantana, araka ny fanamarihan’ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Mey 2023
Politique.Fifidianana sa tetezamita aloha ? Misafotofoto tanteraka ny toe-draharaha politika

Mizotra mankany amin’ny krizy politika goavana ny toe-draharaharaham-pirenena, raha tsy voalamina mialoha.

Hamaky ny tohiny
FTT