• Talata 23 Mey 2023
Politique.Ambana hisiana fidinana an-dalambe Mamaly bontana ny iraky ny Fitondrana…

Mandeha ny fampitenenena olona na vondron’olona samihafa eo amin’ny mpanohitra sy ny mpitondra mikasika ny toe-draharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Mey 2023
Politique.Marcel Razafimahatratra «Teny ierana no mampilamina ny tany sy fanjakana»

Ny MFM dia manohitra ny fifampihantsiana amin'ny endriny rehetra ary tsy miaraka amin'izay mpanao izany, hoy ny mpitolona MFM ela nietezana, Marcel Razafimahatratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Politique.Malagasy miara-miainga «Ny fifidianana no tokony atao izay hampadio azy»

Tsy ilaina ny tetezamita, hoy ny filoha nasionalin'ny antoko politika Malagasy miara-miainga na MMM,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Politique.ANTOKO LIARAIKE « Tsy mila tetezamita , alefaso ny fifidianana »

Tsy mila tetezamita intsony i Madagasikara fa aleo hiroso ny fifidianana fa izay no vahaolana, hoy ny Liaraike tarihan’i Kaleta. Raha resy dia manaova toy ny amin'ny Judo : Miondrika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Politique.Antoko politika Natiora «Tsy nivonona ho amin’ny mandat manaraka izao fitondrana izao»

Fitondrana tsy nivonona ho amin’ny fe-potoam-piasana na «mandat» manaraka izao fitondrana izao, hoy ny antoko politika Natiora.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Mey 2023
Politique.Na ho tetezamita, na ho fifidianana Mila teny ierana, efa matahotra vahoaka ny fitondrana

Mbola adihevitra eto amin’ny firenena amin’izao volana vitsy mialohan’ny tokony hanatanterahana fifidianana izao ny hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT